|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikorisa |
| Fototeny | 2korisa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mikorisa, na fomban' ny zavatra mikorisa, izany hoe mikisaka midina ka mikororosy fa tsy mivadibadika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Manière de glisser.
[1.3#356] |
| Fivaditsoratra | 6 fikorisa, 7 fisariko |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|