|
|
|
|
Teny iditra
1
fikorira
ri
ra
Fototeny
2
korirarira
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Fomba entina mikorirarira, izany hoe mandany andro amin' ny vazivazy sy ny hatsikana.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12