|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikorianana |
| Fototeny | 2koriana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fandehanan' ny rano midina moramora, fandehanana tsara, fisosana ho azy; fitenenana misononoka tsy miambatrambatra.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|