|
|
|
|

Teny iditra1 fikoraka
Fototeny  2koka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny akohovavy mikoràka, izany hoe manao feo manokana izay fanaony rehefa avy manatody na raha misy zavatra atahorany. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fikaroka, 6 fikoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12