|
|
|
|

Teny iditra1 fikonetaka
Fototeny  2konetaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny olona mikonetaka, izany hoe mihantahanta, mitaraindrain-dava fa te hokarakaraina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12