|
|
|
|

Teny iditra1 fikonesa
Fototeny  2konesa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny olona mikonesa na midaikadaika sempotsempotra noho ny halehibeazana. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fikesona, 6 fikonesa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12