|
|
|
|

Teny iditra1 fikonantitra
Fototeny  2konantitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fakana endrika Rangahibe na Rafotsibe.
5Fomba entina mikonantitra, na maka endrik' olona antitra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12