|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikomby |
| Fototeny | 2komby |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mikomby na fomban' ny olona mikomby, izany hoe mitoetra ao anaty komby (fefy anakonana, indrindra ny mpifana).
[1.1] |
| Voambolana | 5 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|