|
|
|
|

Teny iditra1 fikojakojana
Fototeny  2kojakoja
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fikarakarana, fitandremana fatratra, fandamindaminana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5les petits soins, l'attention. [1.3]
6entretien, maintenance. [1.13, 1.66]
7soins. [1.13]
Ohatra  8 ny fitantanana andavanandro sy ny fikojakojana ny foto-drafitrasa sy ny asa vaventy amin’ny lalana; [4.27]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08