|
|
|
|

Teny iditra1 fikojakoja
Fototeny  2kojakoja
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mikojakoja, izany hoe mikarakara, mitandrina fatratra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5manière de soigner. [1.3]

Fivaditsoratra  6 fijakojako, 7 fijokajoka, 8 fikojakoja

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12