|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikoinkoina |
| Fototeny | 2koinkoina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mikoinkoina, na mitaraina, miferinaina amin' ny tsy rariny na ny fampahoriana mihatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5manière de murmurer.
[1.3#348] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|