|
|
|
|

Teny iditra1 fikohafana
Fototeny  2kohaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famoahana feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra noho ny aretin' ny havokavoka na fahamaimain' ny tenda na ny lalandrivotra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L’action de tousser, d'appeler en toussant; la saison des rhumes. [1.3#347]
Ohatra  6 Ny fandehanan-drà mena be ao anatin'ny faritra fotsy eo amin'ny maso dia mety ateraky ny fikohafana. [2.424#]
Voambolana  7 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12