|
|
|
|

Teny iditra1 fikobanana
Fototeny  2kobana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fihetsehan' ny rano indray, izay efa nandry nilamina tsara; fitsobohan' ny lamba sasana ao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony; fihontsankontsanana, fahalalahan' ny akanjo loatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L’action de remuer, l’instrument. [1.3#344]

Fivaditsoratra  6 fibonanaka, 7 fikobanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12