|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikizoana |
| Fototeny | 2kizo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ny fahalatsahana anatin' ny fahantrana, ny fahalaniam-pananana.
5Ny fandehanana indray maka alohan' ny hahafatesana (fanorona). [1.1] |
| Voambolana | 6 Kilalao |
| Fivaditsoratra | 7 fikizoana, 8 fikoizana, 9 fizokiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|