|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikizo |
| Fototeny | 2kizo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny olona mikizo, izany hoe latsaka amin' ny fahantrana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5L’état de celui qui est tombé dans la misère ou qui n'a qu'un pion à jouer pour perdre.
[1.3#342] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|