|
|
|
|

Teny iditra1 fikizaka
Fototeny  2kizaka
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mikizaka.
5Azo kizahina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Celui qu'on raille, qu’on critique, malmène, manière de railler. [1.3#342]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12