|
|
|
|

Teny iditra1 fikitrohana
Fototeny  2kitroka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fifanerena, fifanizinana: Mahagaga ny fikitrohan' ny hazo amin' itỳ ala itỳ.
5Fidilorana: Any (amin' ny afobe) no misy fitomaniana sy fikitroha-nify. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12