|
|
|
|

Teny iditra1 fikisoka
Fototeny  2kisoka
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mikisoka.
5Azo kisohina: Tsy mba paraky fikisoka angaha itony. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fikisoka, 7 fikosika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12