|
|
|
|

Teny iditra1 fikiramborambo
Fototeny  2kiramborambo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mikiramborambo, izany hoe mihantona ka mikirazorazo. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12