|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikija |
| Fototeny | 2kija |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba na toetran' ny orana milatsaka tsy misy fiatoana: Odre! itỳ fikijan' ny orana!.
[1.1] |
| Voambolana | 5 Haitoetrandro |
| Fivaditsoratra | 6 fikajy, 7 fikija |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|