|
|
|
|

Teny iditra1 fikifihana
Fototeny  2kifika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy fanekena, fandavana, fanodinana ny loha ho mariky ny fandavana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12