|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fikiahana
Fototeny  2kiaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaovana feo taitra mikarantsana mafy: Ny fikiahany no nahalalana ny toerana namonoan' ny olona azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5l'action de crier. [1.3]

Teny iditra (2/2)6 fikiahana
Fototeny  7kiaka
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Fisoritana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10l'égratignure, l'entraînement de la terre. [1.3]

Fivaditsoratra  11 fihaikana, 12 fikaihana, 13 fikiahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12