|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikemo |
| Fototeny | 2kemo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mikemo, na fomban' ny olona mikemo, izany hoe mihemotra miverina tsy mandroso.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 fikemo, 6 fikome, 7 mifoke |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|