|
|
|
|

Teny iditra1 fikelezana
Fototeny  2kely
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Na izany aza, noho ny fikelezan' ain' ny mpianatra dia nandroso tsara izy. [2.649]
5 Dia hoy izy roa lahy: "Valin' ny fahendrena sy ny fikelezan-aina ary ny fahafetsenay. [2.293]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
7 Tovonana :
Kamban-teny rehetra  8fikelezana aina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08