|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikatsaoka |
| Fototeny | 2katsaoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba na toetran' ny zavatra mikatsaoka, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny an' ny zavatra latsaka ao anaty rano na fotaka.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|