|
|
|
|

Teny iditra1 fikatrohana
Fototeny  2katroka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fipohana, fidonana: Nahatsiravina ny fikatrohan' ilay fiarakodia tamin' ny tamboho rary vato.
5Fiadiana, fikaonana: Tsy nahajery ny fikatrohan' ny tafika roa tonta, hono, izy.
6Fiasana, fianarana amim-pilofosana: Ny fikatrohan' ny mpianatra rehefa akaiky ny fanadinana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12