|
|
|
|

Teny iditra1 fikarepoka
Fototeny  2karepoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mikarepoka, izany hoe mamoaka feo manokana rehefa tsakoina: Mora fantatra ny fikarepoky ny voanjo ao am-bava.
5Fomba entina mikarepoka, izany hoe mihinana zavatra izay mikepokepoka na mikaraoka ao am-bava: Toy izao ny fikarepoky ny saka ny taolan' ny akoho. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12