|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikaratsaka |
| Fototeny | 2karatsaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba na toetran' ny zavatra mikaratsaka, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|