|
|
|
|

Teny iditra1 fikapoka
Fototeny  2kapoka
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mikapoka.
5Azo kapohina: Tsy fikapoka ny loha malemin' ny ankizy. [1.1]
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  7 fikapoka, 8 fikopaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02