Teny iditra | fikapohana (kapoka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fivelesana, famonoana amin' ny tanana na amin-javatra; fanasaziana, famaizana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Battage [1.13] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fikapohana io | |
Teny iditra | fikapohana (kapoka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana fivelezam-bary na fanesorana voan-javamaniry samihafa [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Batteuse [1.13] | |
Fivaditsoratra | fikapohana, fikopahana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |