|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikabariana |
| Fototeny | 2kabary |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanaovana lahateny ampahibemaso; filazana lalàna na didy ampahibemaso.
5Fibedibedena: Ampy izay fikabarianao ahy izay fa lasa aho. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6L'action de proclamer, d'admonester, la cause, le lieu.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Atombohy, any aloha, ary ny tantaran' ny fikabariana.
[2.270#]
8 Ny an'Ingahy teo ambany avaratry ny Vato-fikabariana; [2.588#] 9 Raha vao mahatazana ny afo midonaka ny manodidina dia manatona haingana ny toerana fikabariana. [2.508#] |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|