|
|
|
|

Teny iditra1 fijojo
Fototeny  2jojo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba na toetran' ny zavatra mijojo, izany hoe misosa moramora misononoka, milatsaka moramora mikararana (orana). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12