|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fijerena |
| Fototeny | 2jery |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanopazana ny maso amin javatra na olona mba handinihana azy: Avy ety ambony havoana ety no fijerena ny tanàna....
5Zavatra enti-mijery. 6Fandinihana, fitsapana, fizahana: ato no fijerena ny marary. 7Fangorahana: Fijerena ny kamboty sy ny mahantra. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|