|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fijejojejo |
| Fototeny | 2jejojejo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mijejojejo, izany hoe mampiseho toetra tsy dia maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5la légèreté.
[1.3#294] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|