|
|
|
|

Teny iditra1 fijehojehoana
Fototeny  2jehojeho
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandehanana miadana toy ny mivesatra entana na marary, fakana mora raha mandeha. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5l'action de se traîner, d'aller lentement. [1.3#294]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12