|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fijefijefena |
| Fototeny | 2jefijefy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanaovana fihetsehana tsy dia maotina loatra mba hirehan' ny mason' ny olona any amin' ny tena, fipelipelehana noho ny hajejoana.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|