|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihozongozona |
| Fototeny | 2hozongozona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra mihozongozona, izany hoe mihetsiketsika miverimberina noho izy efa malemy mila hianjera.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|