|
|
|
|
Teny iditra
1
fihozangozana
Fototeny
2
hozangozana
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Toetran' ny olona reraka, trotraka, ka manano sarotra aoka izany raha mipetraka na mandry.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12