Teny iditra | fihotsoboly | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Karazam-biby tahaka ny bibilava saingy fohy ary mahery misitrika ao anaty fasika [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |