|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihoninkonina |
| Fototeny | 2honinkonina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomban' ny olona mihoninkonina, izany hoe misahirana mankatsy mankaroa, miheninkenina, na mandeha amim-pidrahodrahoana.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|