|
|
|
|

Teny iditra1 fihondrahondra
Fototeny  2hondrahondra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mihondrahondra, na mihofahofa (toy ny volom-behivavy raha mihazakazaka). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L'état de ce qui est agité. [1.3#265]

Fivaditsoratra  6 fihandrohandro, 7 fihondrahondra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12