|
|
|
|

Teny iditra1 fihohoka
Fototeny  2hohoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mihohoka, toetran' ny zavatra na olona mihohoka, izany hoe miongana ka ny vavany no lasa ambany, na mandry ka ny kibo no atao ambany mandry, na mandohalika sy miondrika ambany dia ambany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12