|
|
|
|

Teny iditra1 fihohofana
Fototeny  2hohoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fionganan-javatra ka ny vavany no lasa ambany: Ny fihohofan' ny vilany no tsy nilelafan' ny alika ny tao anatiny.
5Fandriana ny kibo no atao ambany mandry: Raha izaho tsy ahitako tory ny fihohofana.
6Fandoalihana sy fiondrehana eo ambonin' ny zavatra iray ho mari-pitiavana na alahelo: Nampalahelo ny nahita ny fihohofan-dreniny teo amin' ny nofo mangatsiakan' ilay zanany.
7Fiasana tsy miroa fo: Fihohofana tamin' ny asa no nahavitana itony boky itony. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12