|
|
|
|

Teny iditra1 fihodirana
Fototeny  2hoditra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Loko na volon' ny hoditra: Tsy tokony hisy ny fanavakavahana araka ny fihodirana, fa rehefa olombelona dia olombelona. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12