|
|
|
|

Teny iditra1 fihodinkodinana
Fototeny  2hodinkodina
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Tsy dia fanalavan-dresaka na fihodinkodinana foana tsy akory ny ohatrohatra - araka ny fisason'ny tsy mahalala. [fihodinkodinana]
5 Ny hazakazaka sy ny fihodinkodinana eo am-piasana no tsy itovia na, fa raha ny vely kibay sy karavasy ary antsoantso, dia samy misy izany. [2.472]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
7 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29