|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihodinana |
| Fototeny | 2hodina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fitsimbadihana eo an-toerana ihany ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany: Ny fihodinan' ny tany no mahatonga ny andro sy ny alina.
5Fitodihan' ny loha mankany aoriana: Ny fihodinany no tsy nahitany anao. 6Tsipika afovoany ihodinan' ny zavatra iray, lahintangerina: Misy simba ny fihodinan' itỳ kodiarana itỳ. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7La révolution, le tour, l'essieu, l’axe, la direction.
[1.3#257] 8rotation. [1.13] |
| Ohatra |
9 Izany fihodinana izany no manome herin' aratra.
[2.445#]
10 Eo amin' ny fihodinana voalohany dia mandeha amin' ny antsasamanilan' ny isan' ny mpandatsa-bato ny fifidianana. [2.114#] |
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|