|
|
|
|

Teny iditra1 fihoarana
Fototeny  2hoatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandinganana: Fihoarana tamboho.
5Fisongonana: Nahafaly azy ny fihoarana an' ilay mpahazo voalohany isam-bolana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6L’action de dépasser, l’endroit. [1.3#256]
7dépassement. [1.13]
Ohatra  8 ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite) [4.12]
9 Ary rehefa tafataingina teo an-tampon'ny fihoarana dia niato hitazana, fa eo no mizara ny fitazanana; [2.588#]
Kamban-teny rehetra  10fizohin-kevitra ara-pihoarana
Teny nalaina  11 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  12 afahirano, 13 fahoriana, 14 fiahorana, 15 fihaorana, 16 fiharoana, 17 fihoarana, 18 firoahana, 19 ifoharana, 20 iharofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08