|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihizina |
| Fototeny | 2hizina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny toerana feno, na ny zavatra tafahitsoka amin' ny toerana iray: Tsy hay lazaina ny fihizin' ny aotobisy amin' ny firavan' ny mpiasa sy ny mpianatra.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|