|
|
|
|

Teny iditra1 fihirifana
Fototeny  2hirika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Faritra amin' ny ilan' ny loha an-daniny sy andaniny avy, voafaritry ny maso, ny sofina ary ny takolaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5The temples or the back of the ear. [1.2]
Voambolana  6 Haiaina
Mpanahaka  7 heringerina
Kamban-teny rehetra  8fotsy volo am-pihirifana

Fivaditsoratra  9 fifihirana, 10 fihirifana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08