|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihevoana |
| Fototeny | 2hevo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanapoipoirana ny tany eny anaty voly mba tsy ho rendrika.
[1.1] 5fanaboraborahana ny tany eo amin'ny foto-boly. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6binage.
[1.13] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: fambolena |
| Fivaditsoratra | 8 fievohana, 9 fihevoana, 10 fivoehana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|